| Entrée (1/2) | 1 kamboty |
| Partie du discours | 2 nom |
| Radical | 3 boty |
| Dérivés |
|
| Tous les mots composés |
|
| Explications en malgache |
15 [1.1] Maty ray sy reny na ny iray amin' ireo Entina milaza ny oriory sy osaosa ara-pivelomana |
| Explications en anglais |
16 [1.7] an orphan |
| Explications en français |
17 [1.8] orphelin |
| Exemples |
18 [2.131] Tsy mba nisy kamboty natao hoe Ramanandray ary tsy nisy ory natao hoe Andrianomanana fa izay adala ariana avokoa 19 [2.470] Ho kamboty sahala amiko izy, satria taranaky ny mafana tratra sy ny tsy mahavanom-bady isika. |
| Vocabulaire |
20 Rapports: famille |
| Synonymes | 21 asorotanitsisatry |
| Analogues | 22 somony, maty dovy, asorotany tsy satry, lasa olo-malala, folaka andry niankinana, toro vato nandiavana, maty kiady sy voninahitra, resy olo-narahina, resy tondromaso |
| Proverbes | 23 Proverbes contenant le mot kamboty |
| Entrée (2/2) | 24 kamboty |
| Partie du discours | 25 nom |
| Explications en français |
26 [1.196] (au sens littéral : orphelin) Plantes cultivées isolées et de mauvaise venue ; manioc dont la tige est flétrie, ou dont on a arraché les tiges en oubliant des tubercules dans le sol (mentionné par Richardson, Grandidier). |
| Vocabulaire |
27 Botanique |
| Anagrammes | 28 kamboty, kimbato |
| Mis à jour le 2025/08/10 |
|