Entrée lozabe (loza, be)
Partie du discours adjectif
Définition malgache masiaka aoka izany [Rajemisa 1985]
Définition française cruel, sévère [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995]
 intraitable, méchant, sauvage [Abinal 1888]
 féroce [Rajaonarimanana 1995]
Exemples Fa niteny indray ny vadiny hoe : "Mijanona ihany re hianao, ry havako, fa lozabe anie ikaky, ka raha miteny izy, dia varatra no mirefotra, sady ny fitoerana any an-danitra koa dia tsy azonao itoerana. [Dahle: Angano, page 82]
Citations 

2015/10/12