Entrée loza
Partie du discours   nom
Définition malgache   Zavatra mampahita fahavoazana lehibe, toy ny fahafatesana, faharavam-pananana, sns...: Saika nahita loza Rabe tamin' ny diany farany tao
¶ Zavatra miterapahavoazana lehibe ho an' olon-tokana na maro: Tsy misy loza mihoatra noho ny adim-pirenena
Mitovy hevitra: angano ~ angano latsaka ~ antambo ~ fahonana ~ faisana ~ fohehatra ~ idiran' angano ~ idirandoza ~ iharan-doza ~ mahatsiravina ~ mahita angano ~ mamoa-tsampona ~ mamohehatra ~ mampidi-doza ~ mampiditra angano ~ sampona ~ sendra ny mangidy tsy telina ~ tambàna ~ tra-boina ~ tra-doza ~ voan' ny patsa iray tsy omby vava ~ voan' ny tain' akoho mahalavo ~ voina ~ zo [Rajemisa 1985]
   voina mihatra tsy ampoizina [SLP: Voambolana]
Définition anglaise   calamity, danger [Hallanger 1973]
Définition française   calamité, danger [Hallanger 1974]
Définition française   accident [SLP: Voambolana]
Exemples  
1Loza loatra re io vola io! [Rajaonarivelo: Bina, page 79]
2Ny olona aza no tena loza. [Andraina: Mitaraina, page 71]
Dérivations  
Morphologie  
loza
lozako
lozanao
lozany
lozantsika
lozanay
lozanareo
lozan'
lozan-
lozam-
-doza
-dozako
-dozanao
-dozany
-dozantsika
-dozanay
-dozanareo
-dozan'
-dozan-
-dozam-
Mots composés, titres, noms  
Citations  

Entrée loza
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   [Bezanozano] masiaka [Rakotosaona 1972]
   Masiaka izaitsizy: Olon-doza, hono, izany Néron izany
¶ Enti-milaza olona na zavatra mampitola gaga, tsy eran-tany (na amin' ny lafiny tsara na amin' ny lafiny ratsy): Loza Ikoto raha hihazakazaka [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   angry, fierce, frightful [Hallanger 1973]
Définition française   cruel, intraitable, dangeureux [Hallanger 1974]

Entrée Loza
Partie du discours   nom propre (toponyme) [liste]
Définition française   fleuve de la préfecture d'Antsohihy formé par la confluence de la Doroa ... et la Tsinjomorana, forme, dans le canton de Befandriana, par la confluence de l'Ankazabo et l"Antsimpororona ... Il reçoit sur sa rive droite l'Ankofia grossie de l'Anjingo et l'Irony, la Maevarano ..., l'Ambariolava et l'Anjango [Rajemisa 1966]
Vocabulaire  

Mis à jour le 2016/08/27