|
|
|
|

Entrée1  mampidi-doza
Mots élémentaires  2 mampiditra, 3 loza
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 mampahita loza, mamohehatra. [1.1]
6 mety hiteraka loza raha tsy misy fitandremana. [1.13]
Explications en français  7 dangereux. [1.13]
Exemples  8  Ny fanapahan-dalana anefa no matetika mampididoza. [2.117#]
9  Fa izahay ankizy hono, tsy mahazo mandrehitra fa sao mampididoza. [2.332#]
10  Fa, mba tsy hisiana zavatra mampididoza, tamin' ny voalohandohany, lefona tsy nisy lela no nampiasaina. [2.270#]
Proverbes  11  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/02