Entrée mahatsiravina (tsiravina)
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   Mampatahotra, mampivadipo: Nandre kiakiaka mahatsiravina aho halina
¶ Mampihoron-koditra: Mahatsiravina mihitsy ilay fifandonam-piarakodia teo Analakely izay
¶ Ratsy izaitsizy: Mandehana sasao ity tarehinao fa mahatsiravina [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   shocking; appalling [Hallanger 1973]
Définition française   épouvantable, choquant [Hallanger 1974]
Citations  

Mis à jour le 2011/03/01