|
|
|
|

Entrée (1/2)1  antambo
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  fambara loza, loza [Betsimisaraka] [1.78]
4  loza [Sihanaka, Tanala] [1.78]
5  Loza lehibe mahavoa antokon' olona maro: Trano folo no indray nirehitra! Tsy misy antambo ohatra izany
Zava-doza, zavatra hafahafa na zavatra mety hitondra fahavoazana: Inona indray itỳ antambo lazainao? [1.1]
Explications en anglais  6  great calamity, distress. Often joined with loza, as loza amana antambo. See loza, angano. [1.2]
7  a calamity [1.7]
Explications en français  8  malheur, calamité [1.8]
Tous les mots composés 
Proverbes  12  Proverbes contenant le mot antambo

Entrée (2/2)13  antambo
Partie du discours  14  nom
Explications en malgache  15  biby dia masiaka fahizay ary tsy misy intsony ankehitriny [1.78]
Vocabulaire  16  Croyances

Anagrammes  17 antambo, 18 tambano, 19 tombana

Mis à jour le 2025/09/12