| Entrée (1/4) | 1 mandoza |
| Radical | 2 loza |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mahatonga, mitera-doza: Mandoza ny areti-mifindra fa mandripaka vahoaka.
5 Manambara loza: Lazain' ny olona fa mandoza ny akoho manatody malemy. 6 Mandry amin' olon-tsy heny, miray amin' olona tsy azo vadina: Nampihorika ny ambanilanitra ny nataony fa nandoza ilay tsy valahara. [1.1] |
| Explications en anglais |
7 to do evil; to signal a coming calamity.
[1.7] |
| Explications en français |
8 faire le mal; présager un malheur.
[1.8] |
| Exemples |
9 Ny biby mandoza tsy tambo, Ny tazo mamely dia misy, Ka aza mandeha, sombin' aiko!
[2.69#]
|
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 14 taka-mandoza |
| Proverbes | 15 Proverbes contenant ce mot |
| Entrée (2/4) | 16 mandoza |
| Partie du discours | 17 verbe actif |
| Explications en malgache |
18 manambady havana.
[Sihanaka]
[1.78] |
| Entrée (3/4) | 19 mandoza |
| Partie du discours | 20 verbe actif |
| Explications en malgache |
21 maka ankeriny (vehivavy).
[Tanosy]
[1.78] |
| Entrée (4/4) | 22 mandozà |
| Radical | 23 loza |
| Partie du discours | 24 impératif du verbe actif mandoza [Liste complète] |
| Explications en malgache |
[1.1] |
| Anagrammes | 25 mandazo, 26 mandoza, mandozà |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|