Entrée mankaloza (loza)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mahatonga ho ratsiratsy kokoa: Vao mainka nankaloza azy ny teny nataoko taminy
¶ Mahatonga hasiaka, mankasiaka: Aza mankaloza ny alika fa laniny eo fanais [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mankaloza
nankaloza
hankaloza
Citations 

2010/05/14