|
|
|
|

Entrée1  maro
Partie du discours  2  adjectif
Dérivés 
3  Verbes actifs :
4  Verbes passifs :
5  Verbes relatifs :
6  Noms :
7  Adjectifs :
8  Adverbes :
Explications en malgache  9  Mihoatra ny iray: Ny telo dia azo lazaina fa efa maro
10  Tsy vitsy, betsaka: Maro no nadinina, fa vitsy no afaka [1.1]
Explications en anglais  11  many [1.7]
Explications en français  12  beaucoup, nombreux [1.8]
Exemples  13  ary tao anatin'izany taona maro izany dia niova be ihany Ambositra. [2.324]
14  Mbola maro ireo ankizy indray nihira tamiko no tratrako tao amin' ny tobinay na tao amin' ny tanàna manodidina: [2.471]
Synonymes  15  betsaka
Mots composés 
Phytonymes 
Ethnonymes 
Toponymes 
Proverbes  42  Proverbes contenant le mot maro

Anagrammes  43  maro, mora, ramo

Mis à jour le 2023/06/11