|
|
|
|

Entrée1  betsaka
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Be isa, be dia be: Betsaka ny karazan' olona eto ambonin' ny tany ~ Misy voay ve atỳ aminareo? Betsaka azy atỳ avarabaratra atỳ, tompoko
Explications en anglais  4  [1.2] much, many, in great quantities, in great numbers. See maro, be. [Mal. Besar.]
5  [1.7] many; much
Explications en français  6  [1.8] nombreux; beaucoup
Exemples  7  betsaka ny olona niditra. [2.472]
8  Misaotra betsaka, hoy i Donga. [2.472]
9  Lehibe noho ny olona ny sary iray, ary betsaka ny faritra boribory mitatao etsy sy roa. [2.470]
10  Dia nisotro toaka betsaka izy rehetra. [2.48]
Dérivés 
11  Verbes actifs :
12  Verbes relatifs :
13  Noms :
14  Adjectifs :
15  Adverbes :
Mots composés 
Proverbes  17  Proverbes contenant le mot betsaka

Anagrammes  18 

Mis à jour le 2025/01/21