Entrée | 1 ankamaroany |
Partie du discours | 2 adverbe [Liste complète] |
Explications en malgache |
3 [1.1] jereo ankabeazany |
Explications en français |
4 [1.3#435] en masse |
Exemples |
5 [2.499] Rendremana matory ny ankamaroany. 6 [2.472] Nefa tamin' ny ankamaroany, dia vitan' izay tokoa. 7 [2.508] Ny Bemihimpa tany Ambongo dia Merina ny ankamaroany. |
Radical | 8 maro |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Anagrammes | 11 anakorianam, anamanirako, anamarinako, anamiranako, ankamaroany, manakoriàna, manakoriana, maraokanina, namokaranay, nikaramanao, nokaramaina |
Mis à jour le 2025/04/14 |
![]() |