Entrée | 1 ankabeazany |
Radical | 2 be |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 ny maro, ny betsaka: Tsy mahalala izany vaovao izany ny ankabeazany aminay [1.1] |
Explications en français |
5 grande quantité, majorité, la plupart [1.5] |
Exemples |
6 Misy koa fotsy sy sada, fa ny ankabeazany dia mena. [1.38] 7 Ny ankabeazany aminy rahateo moa efa any am-ponja. [2.472] 8 Ny ankabeazany koa anefa dia mahazo vola avy any Madagasikara, saingy tsy ampy, ka voatery hikarama amin' ny fotoana mahalalaka. [2.471] |
Morphologie |
|
Autres orthographes | 10 ankabiazany |
Analogues | 11 ankamaroany, ankabetsahany |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2023/01/05 |