Entrée | 1 ankabiazany |
Radical | 2 be |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] jereo ankabeazany |
Explications en anglais |
5 [1.2] A great number, the greater number, very many, the majority, a great majority. See maro, be, ankamaroany |
Explications en français |
6 [1.3] la plupart, la majorité |
Exemples |
7 ny ankabiazany anefa dia niseho taty aoriana [1.38] 8 koa ny matavy indrindia mifahy roa taona, ary ny antonintonina mifahy herin-taona, ary ny ankabiazany dia valo volana na fito volana [2.48] |
Morphologie |
|
Autres orthographes | 10 ankabeazany |
Analogues | 11 ankamaroany, be, maro |
Anagrammes | 12 ankabiazany, ibakazinana |
Mis à jour le 2025/02/02 |
![]() |