|
|
|
|

Entrée1  ny be sy ny maro
Mots élémentaires  2  be, maro
Partie du discours  3  locution
Explications en français  4  la foule, tout le monde, tous les gens [3.1]
Exemples  5  Ary namalian' ny be sy ny maro hoe: - Izany! [2.270#12]
6  ny be sy ny maro kosa niditra avy eo amin' ny varavarana atsimo [2.649#131]
7  Avelan' ny rahona hilatsaka izy sy hirotsaka amin' ny be sy ny maro [2.996]
8  Ka dia an' ny be sy ny maro ny mieritreritra na handroso na hihemotra [2.588]
9  Ny tongotra anefa aza mila kiraro, ka ho aiza raha hiala amin' ny be sy ny maro? [1.302]
10  Ny hena sisa dia zarain' ny be sy ny maro dia mirava fa vita ny sorona [1.353]
11  Sampona sendra maningana ity, sa tena santionan' ny toetry ny be sy ny maro? [2.285#110]
12  Fa tsy handà izay marin'ny be sy ny maro io tsy akory, fa fanovan'ny Ombalahibemaso! [2.298#106]
Mots composés 

Mis à jour le 2023/06/05