|
|
|
|

Entrée (1/3) 1  sahala
Partie du discours  2  adjectif
Morphologie 
3  Impératif :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Noms :
Adjectifs :
Explications en malgache  13 Enti-milaza fitoviana ara-bidy, lanja...: Mandehana amin' izao ianareo fa efa sahala izao ny anjaranareo
14 Mitovy fa tsy sahala ireto satroka roa ireto, be vidy kokoa iroa volombatolalaka iroa
15 Sahala amy...: tahaka ny, toy ny: Ny maka tsy miera dia sahala amin' ny mangalatra ihany. [1.1]
Explications en anglais  16 alike, the same; cf. mitovy, tahaka, toy [1.7]
Explications en français  17 identique, même [1.8]
Exemples  18  sahala ihany izany, hoy Zaka. [2.5#124]
19  Malagasy sahala amiko avokoa ireo. [2.4#64]
20  Ny sandriny iray sahala amin' izao. [2.606#220]
Synonymes  21 mifanahantsahana, mifanahatahaka, mifanakaikikaiky, mifandraidraika, mifandrindrarindra, mifanendrahendra, mifanendrihendry, mifanentanentana, mitovitovy, sahalahala
Analogues  22  mifanahantsahana, 23  mifanahatahaka, 24  mifanakaikikaiky, 25  mifandraidraika, 26  mifandrindrarindra, 27  mifanendrahendra, 28  mifanendrihendry, 29  mifanentanentana, 30  mitovitovy, 31  Sahalahala
Combinaisons  32  3 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot sahala

Entrée (2/3) 33  sahalà
Partie du discours  34  impératif de l'adjectif sahala [Liste complète]
Explications en français  35 soyez égaux; terme par lequel on souhaite aux plaideurs qu'il n'y en ait aucun de vaincu [1.3]

Entrée (3/3) 36  sahala
Partie du discours  37  adjectif
Explications en malgache  38 [Tanosy] antonona: vilany sahala [1.78]

Anagrammes  39 lahasa, sahala, sahalà

Mis à jour le 2026/08/15