|
|
|
|

Entrée1  mitovitovy
Radical  2  tovitovy
Partie du discours  3  verbe actif
Exemples  4  Misy mariky ny trano anglisy nanao azy iny, ka tsy maintsy hatakalo basy hafa vita tany an-toeran-kafa mitovitovy aminy. [2.471]
5  Zokin' ialahy angamba izy io, fa mitovitovy tarehy ianareo roa lahy. [2.472]
Mots composés 
Proverbes  8  Proverbes contenant le mot mitovitovy

Mis à jour le 2023/01/20