Entrée | 1 mitovy |
Radical | 2 tovy |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mifanabaka, mifandraika, mifanaraka ny endrika na ny habe: Mitovy izy mirahalahy ireo 5 Sahala, saingy misy maha-samy hafa azy kely ihany ireo teny roa ireo: ny "Sahala" dia enti-milaza indrindra fitoviam-bidy, lanja: Sahala ny anjaran' izy mirahalahy, fa ny "Mitovy" kosa dia fifanahafan' endrika na bika indrindra: Mitovy ny tarehin' izy mirahalahy. [1.1] 6 karaha, sahala; mifanaraka [1.13] |
Explications en français |
7 pareil; conforme [1.13] |
Morphologie |
|
Analogues | 12 sahala, tsy misy valaka, tsy misy ivoasana, tsy misy hafa, kapoka iray, katroka iray, lasitra iray, tsy misy fankaiza, gamatra, navela tao, sahy mitahy, mifandanja, mifanentana, mifamatra, mifanerana, toy ny, tahaka ny, toa, ohatra, toraka, mova tsy, mahatoraka ny, mahaleo ny, tsy ambaka noho ny, tsy latsa-danja noho ny, vakin-tsaonjo roa, angady mondro sy reniakoho |
Mots composés |
|
Proverbes | 20 Proverbes contenant le mot mitovy |
Mis à jour le 2023/05/31 |