Entrée (1/3) | 1 toy |
Partie du discours | 2 préposition [Liste complète] |
Explications en malgache |
3 Fifanahafana, fifandraikana: Toy ny rainy navela teo ity zaza ity 4 Fitoviana ara-panoharana: Mivadibadika toy ny lela may ~ Mikiakiaka toy ny adala 5 Mody: Manao toy ny mitomany 6 (Marihina fa raha milaza fifanahafana na fifandraikana ny "toy ny", ny toa kosa milaza fitoviam-bidy, lanja) [1.1] |
Explications en anglais |
7 like, similar to; (distinguish from toa) [1.7] |
Explications en français |
8 comme, semblable [1.8] |
Exemples |
9 Tianao toy ny inona ange aho? [2.131] 10 Zanak' olona ambony toy ireny ve hijety maso ahy olona tambanivohitra kely ity? [2.4#7] |
Dérivés |
|
Analogues | 12 tahaka ny |
Mots composés |
|
Titres | 24 Mamiko toy ny tantely : Fianarana mamaky teny (taona faharoa) (Razafintsalama-Rabenjamina Lucie) |
Entrée (2/3) | 25 toy |
Partie du discours | 26 nom |
Explications en anglais |
27 kilalao [1.17] |
Entrée (3/3) | 28 toy |
Partie du discours | 29 verbe actif |
Explications en anglais |
30 milalao [1.17] |
Mots composés |
|
Anagrammes | 32 ito, oty, tio, toy |
Mis à jour le 2024/06/18 |