|
|
|
|

Entrée (1/3)1  gaga
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Mihetsi-tsaina amam-panahy eo anoloan' ny zavatra tsy fahita andavanandro na tsy nampoizina, amin' ny lafiny tsara na ratsy: Gaga anao aho ~ Gaga ny nataonao aho na gaga amin' ny nataonao aho ~ Gaga aho raha sahy nanao izany Rakoto.
Explications en anglais  4  [1.2] amazed, astonished at. It governs an accusative case, as gaga anao aho, I am astonished at you. See ankona, kehaka, taitra, talanjona. [Jav. gaget, kayet, to startle.]
5  [1.7] astonished
Explications en français  6  [1.3] Etonné, stupéfait, en admiration, surpris: Gaga anao aho (Je vous admire) ~ Gaga ny nataonao aho (J'admire ce que vous avez fait) ~ Gaga aho raha sahynanao ratsy toy izany îzy (Je suis étonné qu'il ait osé se conduire aussi mal)
7  [1.8] étonné, ébahi
Exemples  8  gaga aho raha tany Ambohimahagaga
ary talanjona raha tery Andohatanjona
[2.131]
9  Toa gaga ihany koa izy, satria nanaronana sosoa maraina sy nasaina nihinana tao an-dakozia. [2.470]
10  Hoy izy gaga nijery ahy tsara. [2.471]
Morphologie 
11  Simple :
12  Impératif :
Dérivés 
13  Verbes actifs :
14  Verbes relatifs :
15  Noms :
16  Adjectifs :
Synonymes  17  dagaga, dogaga, talanjona, tolagaga, tokaka, vaky vava, zendana, variana, sondriana, revo, renoka, kepoka, vakim-baratra, ilatsaham-baratra, gaina foana, kehana foana
Toponymes 

Entrée (2/3)19  ga
Partie du discours  20  impératif de l'adjectif gaga [Liste complète]
Exemples  21  Admirez, soyez étonné [1.3]

Entrée (3/3)22  ga
Partie du discours  23  nom
Explications en malgache  24  [1.78] [Bara] goaika
Explications en anglais  25  [1.2] a provincial word for goaika [Mal. gagak.]
Vocabulaire  26  Zoologie: oiseaux
Synonymes  27  goaga, goaka, goaika, goake, goaky
Phytonymes 

Anagrammes  29 

Mis à jour le 2025/01/21