|
|
|
|

Entrée (1/2)1  goaika
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Vorona lehibebe salasalany, mainty ny volony, fa eo amin' ny tendany no misy fotsy mihodidina toa fehivozona; vorona mihinana nofom-biby ny goaika ary malaza ho mpihinana ny voanjon' olona maniry koa. [1.1]
Explications en anglais  4  a crow. Corvus scapulatus, Dand. Gaga, goaga, goaka, goake, goaky are used in the provinces. [1.2]
5  a crow [1.7]
Explications en français  6  corbeau [2.415, 1.54, 1.8]
Exemples  7  Fambara loza ve ity goaika tokana ity? [2.643#]
8  ary Ikotofetsy nitondra goaika tao anaty harona; [2.293#]
Vocabulaire  9  Zoologie: oiseaux
Synonymes  10  gaga, goaga, goaka, goake, goaky
Mots composés 
Zoonymes 
Phytonymes 
Proverbes  18  Proverbes contenant le mot goaika
Article  19  Randzavola: goaika ao amin' ny Baiboly
Illustrations 
20 

Entrée (2/2)21  goaika
Partie du discours  22  adjectif
Explications en français  23  Se disait des choses semblables [2.415]

Anagrammes  24  agaiko, agiako, agioka, goaika

Mis à jour le 2023/08/11