Entrée | 1 renoka |
Partie du discours | 2 participe |
Explications en malgache |
3 [1.1] Variana dia variana amin' ny asa, amin-javatra iray: Renoky ny raharahany izy ka tsy nahaheno ahy niditra akory Rendrika: Renoky ny torimaso Raiki-pitia: Efa renoky ny fitiavana anao izy |
Explications en anglais |
4 [1.7] completely taken up with something; sound asleep |
Explications en français |
5 [1.8] bien épris ou absorbé par quelque chose; qui dort profondément |
Exemples |
6 Nony tonga tao an-trano aho, renoky ny torimaso i Vola. [2.4] |
Dérivés |
|
Analogues | 12 revo, sondriana |
Anagrammes | 13 |
Mis à jour le 2025/01/21 |