|
|
|
|

Entrée1  fahagagana
Radical  2  gaga
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Zavatra mahavariana ny saina, izany hoe tsy fahita andavanandro amin' ny hatsarany na ny habeny: Ny fanasitranana tampoka dia anisan' ny fahagagana sarotra hazavaina [1.1]
Explications en anglais  5  wonder, astonishment, amazement; a wonder, a miracle. [1.2]
6  a wonder, a miracle; astonishment [1.7]
Explications en français  7  miracle, prodige; étonnement [1.8]
Exemples  8  Azoko lazaina hoe fahagagana. [2.4#]
9  fahagagana tany Ampanarivoana! [2.270#]
10  Na izany aza tsy toerana fanaovana fahagagana akory ny Fiangonana, tsy antokon' olona tsy mahita afa-tsy ny tenany. [1.369#]
Synonymes  11  hagagana
Proverbes  12  Proverbes contenant le mot fahagagana
Article  13  Randzavola: fahagagana ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2023/01/20