|
|
|
|

Entrée (1/4) 1  aloka
Partie du discours  2  nom
Morphologie 
3  Simple :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes circonstanciels :
Noms :
Adjectifs :
Explications en malgache  19 Faritra maizina ao ivohon' ny zavatra iray voataratry ny hazavana: Mipetrapetraha eo amin' ny alok' itỳ trano itỳ
20 Toerana voaro amin' ny hainandro: Erỳ no misy aloka hisakafoantsika [1.1]
Explications en anglais  21 a shelter against sun or rain; a shade or shadow; a shed [1.2]
22 [Provincial] An umbrella, a parasol. See tandindona [1.2]
23 shelter; shade, shadow [1.7]
Explications en français  24 abri; ombre [1.8]
25 image, ombre [1.13]
Exemples  26  Tahaka ny mbola misy aloka manaraka azy ihany, na dia efa maty masoandro aza. [2.470#102]
27  Ny masoandro efa nadiva hihoatra, ary ny aloky ny bonga feno vato nirangaranga tao ambony andrefana nampangovitra ireto vehivavy. [2.324]
Combinaisons  28  14 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot aloka
Proverbes  29  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/4) 30  aloka
Partie du discours  31  nom
Explications en malgache  32 [Betsileo] matoatoa [1.78]
33 Fahitana ny fanahy raha mbola velona izao ny vatana, amin' ny aloky ny tena tarafin' ny hazavana, samy hafa amin' ny tandindona. Voalazan' ny Ntaolo fa misy aloka intelo miantoana hita amin' izany: ny aloka mainty (ny vatana), ny aloka ambonin' ny mainty (ny ambiroa) ary ny aloka ambony indrindra (ny avelo) [1.1]

Entrée (3/4) 34  alòka
Radical  35 loka
Partie du discours  36  verbe passif
Morphologie 
37  Présent :
38  Passé :
39  Futur :
40  Impératif :
Explications en malgache  41 Atao loka, enti-milaza izay ifanambazana: Vola sa zavatra àry no halòka [1.1]

Entrée (4/4) 42  aloka
Radical  43 loka
Partie du discours  44  verbe passif
Explications en malgache  45 Atsipy, atoraka, alefa [1.1]

Anagrammes  46 akalo, aloka, alòka, 47 lakao, 48 laoka, 49 loaka, 50 olaka

Mis à jour le 2026/08/14