|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manaloka
Radical  2  aloka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Manome aloka, miaro amin' ny hainandro: Mikisaha etsy avaratra fa bey misy manaloka anao eo amin' ny misy anao eo
Mampahamaizina: Arodany io rindrina io fa manaloka be ihany
Manakona ny voninahitra ka mampihena ny fahefana: Betsaka ny andriana ambony novonoin-dRanavalona reniny fa natahorany hanaloka azy
Explications en anglais  5  [1.2] to cast a shadow; to cover so as to afford shelter; to obscure from the light.
6  [1.7] to cast a shadow on ; to protect
Explications en français  7  [1.8] ombrager; obscurcir ; abriter
Exemples  8  sa ala manaloka ny ony tonga maitso? [2.445#]
9  Ny tany efa kotra, ny katsaka manaloka ny tsaramaso. [2.117#]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :

Entrée (2/2)14  manaloka
Partie du discours  15  verbe actif
Explications en malgache  16  [1.78] [Tambahoaka] manonofy ny olo-maty

Anagrammes  17 

Mis à jour le 2025/01/21