|
|
|
|

Entrée1  fialofana
Radical  2  aloka
Partie du discours  3  nom
Explications en anglais  4  [1.7] shelter, refuge
Explications en français  5  [1.8] abri, refuge, retraite
6  [1.66.fr#822] retraite
Exemples  7  Angamba fialofana no tokony hilazako azy. [2.445]
8  Finoana sa fialofana no tadiavinareo, ry havana? [2.270]
9  Raha mbola kely mila fialofana, fa rahefa lehibe ialofan' ny madinika. [2.643]
10  Voasinton' ireo fialofana tsy nisy mpanatabataba ireo ny voron-dranomasina dia tonga natory tao (Les oiseaux de mer, attirés par ces retraites paisibles, y venaient passer la nuit) [1.66.fr#822]
Proverbes  11  Proverbes contenant le mot fialofana

Anagrammes  12 

Mis à jour le 2025/01/21