Entrée | 1 alofana |
Radical | 2 aloka |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Omena fiarovana amin' ny hainandro: Alofana ny zanakazo mba tsy ho fatin' ny herin' ny andro [1.1] |
Explications en anglais |
5 to be sheltered; to be overshadowed [1.2, 1.7] |
Explications en français |
6 qu'on abrite, qu'on met à l'ombre [1.8] |
Exemples |
7 Kafe alofana albizià ny eny afovoany. [2.117#] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 12 ala fano, alofana, analofa |
Mis à jour le 2023/01/20 |