|
|
|
|

Entrée (1/5)1  re
Partie du discours  2  participe
Explications en malgache  3  [1.1] Heno: Renao ve izany vorona mihira izany?
Fantatra: Efa renao ny nialan-dRakoto.
Tsapan' ny fandrenesana, toy ny fanamboloana: Tsy reko izany fofona ao izany fa voan' ny sery aho; ny fandrenesana tsiron-kanina: Tsy reny akory ny hamamin' ny siramamy; ny fikasihana: Reko ny tsongo ataony ahy.
Tsaroana: Reko tsara loatra izany fahoriako
Explications en anglais  4  [1.7] heard; perceived by the senses, as pain or smell
Explications en français  5  [1.3, 1.8] entendu
6  [1.3] appris, senti, perçu par les sens du goût, de l'odorat, du toucher
7  [1.8] perçu par le sens du toucher, l'odorat, du goûter
Exemples  8  Ho ren'olo ka ho maty aho. [2.606]
9  Avereno kely hoe ho reko tsara. [2.895]
10  Tsy nisy hitany na reny nanatona anefa [2.472]
11  reny tsara ny fiakatry ny fofon-jezika ary maharikoriko azy [2.470]
12  Taitra dia taitra izy, fa avy any ambony ilay zavatra reny, ka fantany fa tsy izy mianaka avy naka orana tary an-dohasaha ambany [2.324]
Morphologie 
13  Présent :
14  Passé :
15  Futur :
Dérivés 
16  Verbes actifs :
17  Verbes passifs :
18  Verbes relatifs :
19  Noms :
Synonymes  20  reny
Mots composés 
Proverbes  28  Proverbes contenant le mot re

Entrée (2/5)29  re
Partie du discours  30  particule [Liste complète]
Explications en malgache  31  [1.1] Kianteny kely fanao amin' ny fehezanteny manontany raha manontany tena ilay miteny: Inona re no hataoko e; handeha sa hijanona?; ary amin' ny fehezanteny tsotra kosa raha mangataka mitalaho: Mifona re, tompoko, fa tsy hanao intsony aho
Exemples  32  Nahoana re no anton'izany? [2.324]
33  Aoka re, anaka. [2.470]
Mots composés 

Entrée (3/5)37  ~re~
Partie du discours  38  infixe [Liste complète]
Explications en français  39  [1.12] infixe qui sert à former le pluriel des pronoms-adjectifs démonstratifs: io -> ireo

Entrée (4/5)40  re    
Partie du discours  41  nom (symbole)
Explications en malgache  42  [1.1] Ny feo faharoa manarakaraka ny do amin' ny ambaratongam-peo fito amin' ny gama
Vocabulaire  43  Musique: (en général)
Analogues  44  do, mi, fa, sol, la, si
Illustrations 
45 

Entrée (5/5)46  Re    
Partie du discours  47  nom (symbole)
Explications en malgache  48  [3.1] Singa mivaingana, faha-75 amin'ny fisokajiana miherina.
Explications en anglais  49  [3.1] Rhenium.
Explications en français  50  [3.1] Rhénium.
Vocabulaire  51  Chimie
Tableaux et planches  52  Table périodique

Mis à jour le 2025/01/21