| Entrée (1/4) | 1 didy |
| Partie du discours | 2 nom |
| Dérivés |
|
| Explications en malgache |
20 Fizarazarana zavatra mivaingana amin' ny zava-maranitra toy ny antsy; rasa, tetika, kapa: Ataovy didy sompirana ny hena
21 Fanapahana lamba hanaovana akanjo: Tsy tiako itỳ didy akanjonao ity 22 Lalàna, fitsipika, baiko: Toy izao ny didin' ny fikambananay ka asa raha hiditra ianao [1.1] |
| Explications en anglais |
23 a cut
24 a command [1.2, 1.7] 25 an order, a law, a will. [Mal. litah] lily is used for this in the provinces [1.2] |
| Explications en français |
26 coupe, incision
27 commandement [1.8] |
| Combinaisons | 28 40 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot didy |
| Proverbes | 29 Proverbes contenant ce mot |
| Entrée (2/4) | 30 didy |
| Partie du discours | 31 nom |
| Explications en malgache |
32 Aretina mpahazo ny maso izay mahatonga ny hodimaso hiraikitra ka tsy afa-mihiratra tsara: Indroa andro izao no didy ny mason' Ibalita kely
33 aretina mpahazo ny tongotra, izay mampisy tataka kely amin' ny elanelan' ny rantsana; ny tena ilazana io aretina io anefa dia hoe didintsokina [1.1] |
| Vocabulaire | 34 Santé |
| Entrée (3/4) | 35 didy |
| Partie du discours | 36 adjectif |
| Dérivés |
|
| Explications en malgache |
39 [Tanosy] mamo
[1.78] |
| Entrée (4/4) | 40 Didy |
| Mots élémentaires | 41 didy |
| Partie du discours | 42 nom propre (toponyme) [Liste complète] |
| Vocabulaire | 43 Géographie: agglomérations |
| Anagrammes | Didy, didy |
| Mis à jour le 2026/08/07 |
|