Index

Proverbes : sompanga

Proverbe 1Sompanga momba valala : lehibe, fa tsy tompon' ny dia. [2.415 #2110, 2.653 #2932]
Sompanga momba valala : lehibe ihany fa tsy tompon' ny dia. [2.558]
Traduction françaiseGrosse sauterelle sompanga qui accompagne les criquets : elle est grande mais ce n' est pas elle qui dirige la marche. [2.415 #2110]
Interprétation françaiseSe disait des gens qui se laissaient mener par petits ou inférieurs. [2.415 #2110]

Proverbe 2Tsintsina mitondra sompanga: ny taona dia zina, fa ny kibo hasiana no tsy misy. [2.653 #3320]
Tsintsina mitondra sompanga : ny taona dia zina fa tsy omby ny kibo. [2.558 #4450]
Tsintsina mitondra sompanga : tongan' ny aina, fa tsy omby ny vava. [2.558 #4451]
Tsintsina nahazo sompanga: nahazo lehibe, fa tsy omby ny kibo. [2.415 #5880, 2.653 #3321]
Tsintsina nitondra sompanga : ny taona dia zina, fa ny kibo hasiana no tsy misy. [2.415 #2410]
Tsintsina nitondra sompanga : tongan' ny aina, fa tsy omby vava. [2.415 #5880, 2.653]
Tsintsina nitondra sompanga: tongan' ny ainy, fa tsy omby ny vavany. [2.165]
Traduction françaisePetit oiseau qui porte de grosses sauterelles : c' est un temps d' abondance, mais il n' a pas de ventre pour les mettre. [2.415 #2410]
Petit oiseau tsintsina qui a pris une grosse sauterelle sompanga il a pris une grosse proie, mais son ventre ne peut pas la contenir. [2.415 #5880]
Un "tsintsina" (petit oiseau) portant une "sompanga" (grosse sauterelle): il a été assez fort pour l' apporter, mais elle est trop grosse pour son bec. [2.165]
Interprétation françaiseAvoir des yeux plus gros que le ventre. [2.165]
Les yeux plus gros que le ventre. [2.415 #5880]

Index