|
|
|
|

Entrée1  sompanga
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Karazam-balala lehibe sady matanjaka, fahita amin' ny tany mafana lava bozaka. (Valala vavy lehibe toy ny adrisa ny sompanga ka noheverin' ny ntaolo ho tsara sy ambony fa hoy ny mpikabary raha miala tsiny: "Tsy mba ny sompanga mpiantendro vero izahay fa ny kijeja mifanafosafo amin' ny ahipalana") [1.1]
Explications en anglais  4  a species of grasshopper [3.1]
Explications en français  5  une espèce de sauterelle [3.1]
Exemples  6  ary sompanga no ody zaza halainao ao. [2.69]
Vocabulaire  7  Zoologie: invertébrés
Mots composés 
Hypéronyme 
Co-hyponymes 
Proverbes  32  Proverbes contenant le mot sompanga
Citations  33  Textes citant sompanga

Mis à jour le 2024/10/30