Entrée | 1 adrisa |
Partie du discours | 2 nom |
Vocabulaire |
3 Zoologie: invertébrés |
Explications en malgache |
4 Anarana ilazana ny vavy amin' ny karazam-balala iray, izay atao hoe aketa ny lahy; ny adrisa dia vaventiventy mahafinaritra ary misoratra vony sy mainty ny tenany [1.1] |
Explications en anglais |
5 a species of locust, the female of the aketa. [1.2] |
Explications en français |
6 Sauterelle, la femelle de l'Aketa [1.3] 7 espèce de sauterelle femelle, dont le mâle est l'aketa [3.1] |
Exemples |
8 ataonao ho adrisa saraky ny namany [2.131] 9 Ho azony tokoa mantsy ilay akanjo tsara soratra nifantohan' ny fitiavany, sy ilay elo mangiran-taho novelariny, moa va tsy elatr' adrisa, - sy ilay habatanana maorimaorina antonina tsara ny sandriny. [2.470] |
Mots composés |
|
Zoonymes |
|
Hypéronyme |
|
Proverbes | 12 Proverbes contenant le mot adrisa |
Anagrammes | 13 adrisa, asidra, radisa |
Mis à jour le 2023/04/26 |