|
|
|
|

Entrée1  asiana
Radical  2  isy
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  [1.1] Ilazana zavatra iray izay ampiana zavatra hafa: Asio sira ny laoka
Velezina, vonoina amin' ny kapoka, ampiharana fahavoazana, na ara-batana na ara-tsaina: Nasiana tehamaina ny zanako ka tsy manaiky aho. / Nasian-dRakoto teny ratsy Rabe
Enti-milaza toerana hanorenan-trano: Nasiana trano teo andrefanay;
-- toerana ambolena zavatra: Asio vomanga itỳ sombin-tany itỳ;
-- toerana ametahana zavatra: Asio bokotra kely itỳ akanjoko
-- toerana ametrahana zavatra: Nasiany voninkazo ny latabatra fiasako
Explications en anglais  5  [1.7] to have something put with it or into it
to be struck or attacked
Explications en français  6  [1.8] où l'on met
qu'on frappe, qu'on attaque
Exemples  7  Diovina avy eo ary asiana sira. [2.117#]
8  Ary andrefan-trano no asiana azy. [2.442#]
9  Dia asiana volafotsy eo amin' ny vozon' ny voatavo arivolahy. [2.508#]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  18  Proverbes contenant le mot asiana

Anagrammes  19 

Mis à jour le 2025/01/21