Entrée (1/3) | 1 aina |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Ny mahatonga ny zavatra ho velona: Ny aina tsy afaky ny tompony 4 Ny rivotra fohina sy avoaka mariky ny fahavelomana: Mideza loatra ilay fiakarana ka njanona kely naka aina aho fa sempotra 5 Hery sy fahatanjahana: Be aina. ~ Tsy mahazaka an' io entana io Ikoto fa kely aina. ~ Manana aina izany raha olona [1.1] |
Explications en anglais |
6 life [1.2, 1.7] 7 animal life, strength. [1.2] 8 breath [1.7] |
Explications en français |
9 Vie: Manao ny ainy tsy ho zavatra izy (Il ne tient pas compte de sa vie) ~ Ny zava-manana aina rehetra (Tous les êtres vivants) 10 Le souffe animal: Makà aina kely hianao fa sempotra (Respirez un peu parce que vous êtes essoufflé) 11 Vigueur, force, effort: Be aina izy (Il est vigoureux) ~ Kely aina izy (Il a peu de forces) ~ Nataoko izay tratry ny aiko (J'ai fait mon possible) 12 Retrait ou dilatation des corps, comme d'une balle en caoutchouc, d'un ressort [1.3] 13 vie; souffle [1.8] |
Exemples |
14 Tsy izany anefa no voatiry rafi-kazo, na ny soavaly tsy hary mitovy aina. [2.470] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 24 Proverbes contenant le mot aina |
Entrée (2/3) | 25 a~ina |
Partie du discours | 26 circonfixe [Liste complète] |
Entrée (3/3) | 27 AINA |
Partie du discours | 28 nom (acronyme) [Liste complète] |
Explications en français |
29 Association Amicale des Intellectuels Natifs d' Ambohimahasoa [4.43.fr.2017.06.24] |
Vocabulaire |
30 Organisations |
Anagrammes | 31 aina, a~ina, anay, iana, i~ana |
Mis à jour le 2024/11/29 |