|
|
|
|

Index

Proverbes : avona

Proverbe 1Aza atao fitia miharo avona. [2.415 #5070, 2.653]
Aza atao fitia sisihana avona. [2.558 #391]
Aza manao fitia mifono avona. [2.165 #208]
Traduction françaiseN' ayez pas un amour mélangé d' orgueil. [2.415 #5070]
Que votre amitié soit sans orgueil. [2.165]
Interprétation françaiseNe regardez pas de haut. [2.415 #5070]

Proverbe 2Ny avona mahalany zara. [2.415 #6018]
Traduction françaiseLa fierté fait perdre les occasions. [2.415 #6018]
Interprétation françaiseSe disait des gens trop difficiles pour se marier. [2.415 #6018]

Proverbe 3Ny avona rambon' amboa, ka samy mijonjona amin' ny azy. [2.558 #2911]
Ny avona rambon’ amboa : samy mijojona ny azy. [2.653]
Ny avona, rambon' amboa : samy mijonjona ny azy. [2.415]
Ny hambom-po rambon’ amboa : samy mijojona ny azy. [2.653]
Ny hambom-po, rambon' amboa : samy mijonjona ny azy. [2.415]
Traduction françaiseLa fierté, le point d' honneur c' est une queue de chien : chaque chien porte sa queue droite. [2.415 #6019]

Index