|
|
|
|

Entrée (1/2)1  zara
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Zavatra efa voatendry ho an-tena, anjara, tantana: Ity ny zara fihinananareo
Fitantanana: Aza manao zara vilana ~ Efa vita ve ny zara varin' ny marary?
Vintana tsara, hasambarana: Zara ho azy ny fahombiazany tamin' ny fanadinana
Explications en anglais  4  [1.7] a lot, a share
a division
Explications en français  5  [1.8] part, lot; partage
6  [1.13] division, quotient
Exemples  7  Tsy mba lany zara ny zaza, Re lahy! [2.69]
8  Farany, lany zara ny refin' ilay lamba gorany iray. [2.472]
Vocabulaire  9  Mathématiques: arithmétique
Dérivés 
10  Verbes actifs :
11  Verbes passifs :
12  Verbes relatifs :
13  Noms :
14  Adjectifs :
Mots composés 
Toponymes 
Titres  41  Zara Hazondamosina velona avy amin'ny kôlônely Richard Ratsimandrava (Ramahatra Roland)
Proverbes  42  Proverbes contenant le mot zara

Entrée (2/2)43  Zara
Partie du discours  44  nom propre (biblique) [Liste complète]
Explications en anglais  45  [2.996] Zerah
Explications en français  46  [2.996] Zérah
Exemples  47  Joda niteraka an'i Faresa sy zara tamin'i Tamara; [2.996]
Vocabulaire  48  Ecritures Saintes
Synonymes  49  zera, zera, zera
Citations bibliques  50  Chapitres et versets citant Zara
Article  51  Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Zara

Anagrammes  52 

Mis à jour le 2025/01/21