Entrée izarana (zara)
Partie du discours verbe relatif
Explications en français  [1.3]
Exemples 
1Izay andia tsy tsara fiasa dia izarana vely karavasy rehefa miverina. [2.472]
2Rehefa avy nosora-menaka ny zaza, dia izarana tantely ka tsy maintsy samy nilela-molotra daholo: faly nosora-menaka. [2.245]
Morphologie 
Présent : izarana, izarako, izaranao, izarany, izarantsika, izaranay, izaranareo, izaran', izaran-, izaram-, izara-
Passé : nizarana, nizarako, nizaranao, nizarany, nizarantsika, nizaranay, nizaranareo, nizaran', nizaran-, nizaram-, nizara-
Futur : hizarana, hizarako, hizaranao, hizarany, hizarantsika, hizaranay, hizaranareo, hizaran', hizaran-, hizaram-, hizara-
Impératif : izarao
Mots composés 
Proverbes 

Entrée izarana
Partie du discours nom
Explications en français  [Tankarana] Cimetière des ministres sakalava [1.19]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20