Entrée (1/3) | 1 avona |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fiheverana ny tena ho ambony ka manao ny sasany ho tsinontsinona: Vonton' ny avony ny anao lahy ka mahatsikaiky indray Eboebo, tohatoha, dohadoha: Ny avon' ny firinga mievotra Anjonanjona: Tsy azoko leferina ny avony Tsy firaharahana ny hafa: Nandray ahy tamin' avona ilay olona nefa tsy norahorahaiko |
Explications en anglais |
4 [1.2] pride, haughtiness, arrogance. See anjonanjona, eboebo, rehareha. The reduplicated form is most generally used. |
Exemples |
5 Nony efa niala, Tsy afa-nitondra afa-tsy hery sy avona. [1.230#] 6 nefa raha hanao fitia mifono avona ianao, aleo misaraka; [2.313#] 7 Rentsika teo ny teniny nampitondrainy an-dRasalimo zanany vavy, feno avona sy fihantsiana. [2.528#] 8 Aza malahelo, hono, rahavako, fa raha mibarera elatra toa hipetraka, hono, izy, tsy fitia fa avona; [1.301#] |
Vocabulaire |
9 Emotions |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Synonymes | 14 avonavona, anjonanjona, dohadoha, eboebo, rehareha, tohatoha |
Mots composés |
|
Proverbes | 20 Proverbes contenant le mot avona |
Entrée (2/3) | 21 avona |
Partie du discours | 22 nom |
Explications en malgache |
23 [1.1] Akalam-bay, votoatiny |
Explications en anglais |
24 [1.2] the core of boils. (Prov.) See akalana. |
Explications en français |
25 [1.19] [Tankarana]
bourbillon des furoncles. |
Vocabulaire |
26 Santé |
Entrée (3/3) | 27 avona |
Radical | 28 vona |
Partie du discours | 29 verbe passif |
Explications en malgache |
30 [1.1] Asiana vòna: Avonao isaky ny iray metatra io tady io |
Morphologie |
|
Anagrammes | 35 |
Mis à jour le 2025/01/21 |