|
|
|
|

Entrée (1/2)1  rehareha
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fihetsika miavona sady tsy miraharaha; fianjonanjonana noho ny hery na ny harena na fahaizana... ananana: Reharehan' olona re izany! mba manana fiarakodia izy ka dia mianjonanjona erỳ
4  Zavatra na olona mahatonga hanana hambo: Ianareo miaramila nandresy no reharehan' ny firenena. [1.1]
Explications en anglais  5  pride, boasting [1.7]
Explications en français  6  orgueil [1.3, 1.8]
7  fierté, ostentation, hauteur, affectation, vanité, mépris, dédain [1.3]
8  vantardise [1.8]
Exemples  9  Izany dia ho tabina sy rehareha tokoa ho anareo. [2.649#]
10  Izay voninahitra sy rehareha, Dia hafa tarehy tsy very mandeha. [1.437#]
Vocabulaire  11  Emotions
Dérivés 
12  Verbes actifs :
13  Verbes passifs :
14  Verbes relatifs :
15  Noms :
16  Adjectifs :
Mots composés 

Entrée (2/2)18  rehareha
Partie du discours  19  nom
Explications en malgache  20  Karazan-kazo (Colea); misy reharehalahy (Colea floribunda), ary reharehavavy (Colea) [1.1]
Explications en français  21  arbre [1.3]
22  (de rehareha : morgue, attitude hautaine action de se prévaloir de sa supériorité). L'arbre est monocaule, nom ramifié, ou peu ramifié, et les fruits comestibles poussent sur le tronc, bien en évidence ; ce qui apparaît comme une sorte de défi. Ophiocolea floribunda (Bojer ex Lindl.) H. Perrier (Bignoniaceae). Fruit acidulé, de saveur agréable. Riche en acide ascorbique. [Sakalava] [1.196]
23  [Betsimisaraka]
Vocabulaire  24  Botanique
Analogues  25  reharehalahy, reharehavavy
Phytonymes 
Nom scientifique 

Anagrammes  29  herahera, rehareha

Mis à jour le 2023/08/11