Entrée (1/2) | 1 miavona |
Radical | 2 avona |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mihevi-tena ho ambony ka manao ny sasany ho tsinontsinona [1.1] |
Explications en français |
5 être orgueilleux, fier [1.3, 1.5] 6 être dédaigneux [1.3] 7 faire le délicat, la petite bouche [1.3] |
Exemples |
8 izaho ity hoy ilay zaza miavona iza no anaranao? [2.131] 9 Hay tafara-dia samy miavona ianareo roa, ka ny aloha tsy manao hoe: [2.529] |
Morphologie |
|
Analogues | 14 midaondaom-bava, mangeto-bava, be taim-bava |
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 20 miavòna |
Radical | 21 avona |
Partie du discours | 22 impératif du verbe actif miavona [Liste complète] |
Explications en malgache |
23 [1.1] |
Explications en français |
24 [1.3] |
Anagrammes | 25 avoanim, iavonam, ivaonam, maivano, manavoy, mañovay, mavoina, miavona, miavòna, mivaona, mivoana, voamany |
Mis à jour le 2023/06/27 |