Entrée | 1 miharo |
Radical | 2 haro |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.78] [Taisaka]
mifangaro 5 [1.78] miray, mikambana 6 [1.1] Mikambana: Miharo amin' ny ranon' i Betsiboka ny ranon' Ikopa ~ Miharo trano amin' ny rafozany izy |
Explications en anglais |
7 [1.2] to be in a mixed state, to be in a mingled state. 8 [1.7] to be together, to be mixed together (of things) |
Explications en français |
9 [1.8] être ensemble, être mélangé (se dit des choses) |
Exemples |
10 Mololo miharo amin-jezika no ijoroany, talantalan-kazo misy vilona no eo anoloany. [2.470] |
Morphologie |
|
Analogues | 15 milaro, mikambana, mifamaho, mifamahofaho, mifangaro, mitambatra, mifadiditra, mifampidipiditra, mifanosona, mifanjevo, miharo voraka, mikoro, tsaporetika |
Mots composés |
|
Proverbes | 18 Proverbes contenant le mot miharo |
Anagrammes | 19 |
Mis à jour le 2025/01/21 |