Entrée mikambana (kambana)
Partie du discours adjectif
Explications en français Jumelé [1.13]

Entrée mikambana (kambana)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mitambatra: Hikambana anio ny mpianatra amin' ny lakilasy roa fa tsy misy mpampianatra ~ Ao Ankomotro no mikambana Ikopa sy i Betsiboka
Miady, mikaona: Mikambana tsara ny rafitr' ity varavarana ity
Miray: Natao sesitany daholo ireo nikambana tamin' ny VVS
Miaraka be; miray fo, hevitra: Nikambana ny manamboninahitra hanongana ny mpanjaka [1.1]
Explications en anglais To be united; to come together [1.7]
Explications en français S'unir [1.3, 1.8]
 Se réunir, être réuni, se joindre, être joint, s’ajuster, être ajusté, être ensemble, faire partie d’une compagnie, être membre d’une société. [1.3]
Exemples 
1Eto no mikambana ny renirano roa (Les deux rivières se réunissent ici) [1.3]
2Hikambana hanao matso ny miaramila rehetra amin'ny alakamisy (Jeudi tous les soldats se réuniront pour la revue) [1.3]
3Mikambana tsara ny rafitr’ io varavarana io (Les planches de cette porte sont bien jointes, bien ajustées) [1.3]
4Nikambana ny manamboninahitra hanongana ny mpanjaka (Les officiers s’unirent pour renverser le souverain) [1.3]
5Nikambana tamin’ny namana ratsy izy ka simba (Il s’est uni avec de mauvais camarades et a été ainsi gâté) [1.3]
6Mikambana ao anatin’ ny vata ny akanjo rehetra (Tous les habits sont ensemble dans la malle) [1.3]
7Mikambana amin' izany fikambanana izany izahay (Nous faisons partie de cette compagnie) [1.3]
8Nikambana hanao varotra izy folo lahy (Ces dix individus se sont unis pour le commerce, ont formé une compagnie commerciale) [1.3]
Morphologie 
Présent : mikambana
Passé : nikambana
Futur : hikambana
Impératif : mikambàna

Entrée mikambàna (kambana)
Partie du discours impératif du verbe actif mikambana [liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Anagrammes 

Mis à jour le 2021/12/20