|
|
|
|

Entrée1  mitambatra
Radical  2  tambatra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mikambana: Mitambatra ao anatin' ity vata ity ny akanjonao
Mitohy, miady: Mitambatra tsara ny hazo nandrafetanao ity latabatra ity
Miharo: Misy hatramin' ny dimampolo ny mpianatra mitambatra ato amin' ity efitrano ity
5  [1.13] tsy misaratsaraka
Explications en anglais  6  [1.7] to join, to be together
Explications en français  7  [1.8] être joint; être réunis: être additionné
8  [1.13] en bloc
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  14  Proverbes contenant le mot mitambatra

Mis à jour le 2024/12/11