|
|
|
|

Entrée1  mifangaro
Radical  2  fangaro
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mitambatra ka tonga sarotra avahana: Nifangaro ny ondrintsika
Mitambatra ho iray: Tsy mety mifangaro amin' ny rano ny menaka
Miharo, miaraka amin' ny.,.: Aza mifangaro amin' ireo ankizy mpitabataba ireo ire
Miaraka misafotofoto, mifanosona: Mifangaro ao dahoio ny lambanareo ka samia maka ny azy
Explications en anglais  5  [1.7] to be mixed together
Explications en français  6  [1.8] se mélanger, être mélangés
Exemples  7  Mangatsiaka sy vao latsa-panala ny maraina amin' izay ary mifangaro tsy misy anavahana azy intsony ny setroky ny mpahandro hani-masaka sy ny zavona mamirifiry. [2.470]
8  Nangina tampoka ny tafondro marovava, fa dridridridry sy kiakiaka mifangaro teny ratsy no nisolo azy. [2.472]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Mots composés 

Anagrammes  17 

Mis à jour le 2025/01/21