Entrée | 1 fangaro |
Radical | 2 haro |
Partie du discours | 3 nom ou adjectif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fomba entina mangaro na manetsiketsika mba hiharo: Tsy toy izao velively no fangaro ny vary ahahy Azo haroina: Tsy fangaro itỳ anana itỳ rehefa andrahoina Zavatra akambana amin' ny...: Mividiana fangarondaoka ariary enina |
Explications en français |
5 [1.13] combinaison |
Exemples |
6 Ka nofiko, hono, fa tany no nonina, Tamim-piadanana tsisy fangaro; [1.240#] |
Dérivés |
|
Analogues | 8 haro, laro |
Mots composés |
|
Anagrammes | 12 |
Mis à jour le 2025/01/21 |