|
|
|
|

Entrée1  sisihana
Radical  2  sisika
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Ampidirana, anatsofohana zavatra, ka matetika somary ankery: Sisihana vy ny vatankazo mba hamakiana azy / Isan' efa-taona dia sisihana andro iray ny taona ka amin' ny faran' ny fevrie no atao izany
5  Ampidirana kely: Nosisihako teny kely ho an' i Dadatoa tao amin' ny taratasy nampitondraiko ho an-dRakoto [1.1]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :
Synonymes  10  sisifana
Proverbes  11  Proverbes contenant le mot sisihana

Mis à jour le 2023/01/20