Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbes : androatokony | |||||||||||||||||||||
Proverbe 1 | Ilaozanao mbola tsy manaritra aho, ka hanina anao no androatokon' aretina. [2.558 #1396]
Ilaozanao mbola tsy manaritra aho, ka ny hanina anao no androatokon' aretina. [2.165 #1990] Ilaozanao mbola tsy manaritra aho, ka ny hanina anao no androa-tokon' ny aretina. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Traduction française | Vous me laissez avant que je sois guéri, et le désir que j' ai de vous voir fait les deux tiers de ma maladie. [2.415 #2793]
Vous me quittez avant que je sois guéri, et l' ennui de vous forme les deux tiers de ma maladie. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Proverbe 2 | Mitari-bato tsy mihoraka: very ny androatokon' aina. [1.1]
Raha | ||||||||||||||||||||
Interprétation malgache | Rehefa manao zava-tsarotra ifanakonana, manome hery sy ahavitana be ny fiarahana mihorakoraka, mihirahira, fa tsy mangingina samy maka ho azy. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Traduction française | Pousser une grosse pierre et ne pas crier, c’est perdre les deux tiers de ses forces ; (s’aimer et ne pas se le dire, c’est perdre les deux tiers de l’affection). [2.974 #19] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||