|
|
|
|

Chapitres et versets citant Isiraelita

  Leviticus Fisoronana na Levitikosy Fisoronana na Levitika Le Lévitique
...............
Lev 24.10 And the son of an Israelitish woman, whose father was an Egyptian, went out among the children of Israel: and this son of the Israelitish woman and a man of Israel strove together in the camp; Ary nisy lehilahy anankiray nivoaka nankeo amin' ny Zanak' Isiraely, vehivavy Isiraelita no reniny, fa lehilahy Egyptiana no rainy; ary niady teo an-toby io zanaky ny vehivavy Isiraelita io sy ny lehilahy Isiraelita anankiray. Nisy zanakalahin' ny vehivavy Israelita anankiray, nefa zanaky ny lehilahy Ejipsiana, nankeo afovoan' ny zanak' Israely: ary nifampila kisa teo an-toby ny zanakalahin' ilay vehivavy Israelita sy ny lehilahy anankiray amin' Israely. Le fils d' une Israélite, mais dont le père était Égyptien, sortit de sa maison et, se trouvant au milieu des Israélites, il se prit de querelle dans le camp avec un homme qui était israélite.
Lev 24.11 And the Israelitish woman' s son blasphemed the name of the Lord, and cursed. And they brought him unto Moses: (and his mother' s name was Shelomith, the daughter of Dibri, of the tribe of Dan:) Ary niteny ratsy ny Anarana ilay zanaky ny vehivavy Isiraelita ka nanozona dia nentina tany amin' i Mosesy izy (Sebomita no anaran-dreniny, zanakavavin' i Dibry avy tamin' ny firenen' i Dana izy); Ny zanakalahin' ny vehivavy Israelita nanevateva ny Anarana masina sady nanozona; ary ny anaran-dreniny dia Salomita, zanak' i Dabrì, avy amin' ny fokon' i Dana; Or le fils de l' Israélite blasphéma le Nom et le maudit. On le conduisit alors à Moïse le nom de la mère était Shelomit, fille de Dibri, de la tribu de Dan.

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 25.8 And he went after the man of Israel into the tent, and thrust both of them through, the man of Israel, and the woman through her belly. So the plague was stayed from the children of Israel. dia nandeha nanaraka ilay lehilahy Isiraelita tao an-day izy, ary nataony indray nandefona izy roroa, dia ny lehilahy Isiraelita sy ny vehivavy, ka voagorobaka hatrany amin' ny kibon-dravehivavy. Dia natsahatra ny areti-mandringana teo amin' ny Zanak' Isiraely. nanaraka ilay lehilahy Israelita tao anatin' ny lay ka nandefona azy roroa, dia ralehilahy Israelita sy ilay vehivavy, tamin' ny kibony. Nitsahatra tamin' izay ny loza teo amin' ny zanak' Israely. suivit l' Israélite dans l' alcôve et là il les transperça tous les deux, l' Israélite et la femme, en plein ventre. Le fléau qui frappait les Israélites fut arrêté.
...............
Nom / Fan 25.14 Now the name of the Israelite that was slain, even that was slain with the Midianitish woman, was Zimri, the son of Salu, a prince of a chief house among the Simeonites. Ary ny anaran' ilay lehilahy Isiraelita novonoina, izay niaraka novonoina tamin-dravehivavy Midianita, dia Zimry, zanak i Salo, lohan' ny fianakaviana tamin' ny Simeonita. Zamarì no anaran' ilay lehilahy Israelita, niara-novonoina tamin-dravehivavy Madianita; zanak' i Salò izy, sady filoham-pianakaviana tamin' ny Simeonita. L' Israélite frappé il avait été frappé avec la Madianite se nommait Zimri, fils de Salu, prince d' une famille de Siméon.

  Joshua Josoa Josoe Livre de Josué
...............
Jos 8.22 And the other issued out of the city against them; so they were in the midst of Israel, some on this side, and some on that side: and they smote them, so that they let none of them remain or escape. Ary ireo tao an-tanàna nivoaka hamely azy, ka dia latsaka teo afovoan' ny Isiraely ny olona, fa ny Isiraely sasany teo an-daniny iray, ary ny sasany teo an-daniny iray koa; dia nifandafaran' ny Isiraely teo izy, ka tsy nasiany niangana na dia iray akory aza. ry zareo kosa nivoaka tao an-tanàna hitsena azy ka tonga voalafatry ny Israelita ny mponina tao Haia, ny sasany avy ao an-daniny iray, ny sasany koa avy ao an-kilany iray; ka noresen' ny Israelita izy, ka tsy nasiany olona iray sisa velona na afa-nandositra. Les autres sortirent de la ville à leur rencontre, de sorte que les gens de Aï se trouvèrent au milieu des Israélites, ayant les uns d' un côté et les autres de l' autre. Ceux-ci les battirent jusqu'à ce qu' il ne leur restât plus un survivant ni un rescapé.
...............
Jos 8.27 Only the cattle and the spoil of that city Israel took for a prey unto themselves, according unto the word of the Lord which he commanded Joshua. Nefa ny biby fiompy mbamin' ny fananana rehetra tao amin' izany tanàna izany dia nalain' ny Isiraely ho babony ihany, araka ny tenin' i Jehovah izay nandidiany an' i Josoa. Ny biby fiompy sy ny zavatra babo tao an-tanàna ihany no nalain' ny Israelita, araka ny didin' ny Tompo, izay nandidiany an' i Josoe. Israël ne prit pour butin que le bétail et les dépouilles de cette ville, selon l' ordre que Yahvé avait donné à Josué.
...............
Jos 9.6 And they went to Joshua unto the camp at Gilgal, and said unto him, and to the men of Israel, We be come from a far country: now therefore make ye a league with us. Dia nankany amin' i Josoa teo an-toby tany Gilgala izy ireo ka niteny taminy sy tamin' ny Isiraelita nanao hoe: Avy any an-tany lavitra izahay; koa ankehitriny mba manaova fanekena aminay ianareo. Dia nankany amin' i Josoe tao an-toby tany Galgalà izy ireo, ka niteny taminy sy tamin' ny lehilahy rehetra tamin' Israely hoe: Avy any an-tany lavitra izahay; koan ankehitriny, aoka mba hanao fanekena aminay hianareo. Ils arrivèrent au camp de Gilgal, auprès de Josué, et lui dirent ainsi qu' aux hommes d' Israël : " Nous venons d' un pays lointain, faites donc alliance avec nous. "
Jos 9.7 And the men of Israel said unto the Hivites, Peradventure ye dwell among us; and how shall we make a league with you? Ary hoy ny Isiraelita tamin' ireo Hivita ireo: Angamba mponina ato aminay ihany ianareo, ka hataonay ahoana no fanao fanekena aminareo? Fa namaly ireto Heveana ny lehilahy tamin' Israely: Sao dia monina eto aminay ihany hianareo, ka ahoana no hanaovanay fanekem-pihavanana aminareo? Les hommes d' Israël répondirent à ces Hivvites : " Qui sait si vous n' habitez pas au milieu de nous ? Alors comment pourrions-nous faire alliance avec vous ? "

  Judges Mpitsara Mpitsara Livre des Juges
...............
Mts / Mpits 7.14 And his fellow answered and said, This is nothing else save the sword of Gideon the son of Joash, a man of Israel: for into his hand hath God delivered Midian, and all the host. Dia namaly ilay namany ka nanao hoe: Tsy zavatra hafa izany, fa ny sabatr' i Gideona, zanak' i Joasy, lehilahy Isiraelita, mihitsy: efa natolotr' Andriamanitra eo an-tànany ny Midiana sy ny toby rehetra. Dia izao no navalin' ilay namany nataony hoe: Tsy inona izany, fa ny sabatr' i Jedeona, zanak' i Joasy, lehilahy Israelita; efa voatolotr' Andriamanitra ho eo an-tànany mihitsy Madiana sy ny toby rehetra. Son camarade lui répondit : " Ce ne peut être que l'épée de Gédéon, fils de Yoash, l' Israélite. Dieu a livré entre ses mains Madiân et tout le camp. "
...............
Mts / Mpits 11.39 And it came to pass at the end of two months, that she returned unto her father, who did with her according to his vow which he had vowed: and she knew no man. And it was a custom in Israel, Ary rehefa tapitra ny roa volana, dia niverina tany amin' ny rainy izy; ary nataony taminy araka ny voadiny izay nataony; ary tsy mbola nahalala lahy izy. Ary tonga fanao tamin' ny Isiraely Nony tapitra ny roa volana, dia niverina tany amin-drainy izy, ka nontanterahiny taminy ny voady efa nataony, ary mbola tsy nahalala lahy izy. Izany no nihavian' izao fanao amin' Israely izao: isan-taona ny zazavavy Israelita dia mandeha mankalaza ny zanakavavin' i Jefte, ilay Galaadita, mandritra ny hefarana isan-taona. Les deux mois écoulés, elle revint vers son père et il accomplit sur elle le voeu qu' il avait prononcé. Elle n' avait pas connu d' homme. Et de là vient cette coutume en Israël :

  1st Samuel 1 Samoela Samoela I 1er Livre de Samuel
...............
1Sm / 1Sam 2.14 And he struck it into the pan, or kettle, or caldron, or pot; all that the fleshhook brought up the priest took for himself. So they did in Shiloh unto all the Israelites that came thither. dia natsindrony tao anatin' ny fanendasana ny fitrebika, na tao anatin' ny fahandroan-kena, na ny vilany, na ny vilanibe, ka izay rehetra azon' ny fitrebika tao dia nalain' ny mpisorona ho azy. Ary izany no fanaony tao Silo tamin' ny Isiraely rehetra izay tonga tao. dia atsobony ao anatin' ny vilany lehibe na nongo na vilany, na vilanin-daoka; ka izay rehetra azon' ny fitrebika avy ao, dia alain' ny mpisorona ho azy. Ataony toy izany avokoa ny Israelita tonga ao Silao. il piquait dans le chaudron ou dans la marmite ou dans la terrine ou dans le pot, et le prêtre s' attribuait tout ce que ramenait la fourchette; on agissait ainsi avec tous les Israélites qui venaient là, à Silo.
...............
1Sm / 1Sam 17.21 For Israel and the Philistines had put the battle in array, army against army. Fa ny Isiraely sy ny Filistina efa nilahatra hiady ka nifanatrika ny miaramila. Samy nilahatra ny Israelita sy ny Filistina, nifanatrika ny tafika roa tonta. Israël et les Philistins se rangèrent ligne contre ligne.
...............
1Sm / 1Sam 17.25 And the men of Israel said, Have ye seen this man that is come up? surely to defy Israel is he come up: and it shall be, that the man who killeth him, the king will enrich him with great riches, and will give him his daughter, and make his father' s house free in Israel. Ary hoy ny lehilahy amin' ny Isiraely: Efa hitanareo va io lehilahy miakatra io? Hihaika ny Isiraely no iakarany; koa izay lehilahy mahafaty io dia hataon' ny mpanjaka manan-karem-bevava, ary dia homeny koa ny zananivavy ho vadiny, sady tsy hampandoavin-ketra amin' ny Isiraely ny tarana-drainy. Hoy ny Israelita anankiray nanao hoe: Jereo kely ity lehilahy mandroso eto! Hihaika an' Israely no androsoany. Ka izay lehilahy mahafaty an' io dia sady homen' ny mpanjaka harem-bevava no homeny ny zanany vavy ho vady, ary tsy hampandoaviny hetra ny tranon-drainy eo amin' Israely. Les gens d' Israël dirent : " Avez-vous vu cet homme qui monte ? C' est pour lancer un défi à Israël qu' il monte. Celui qui l' abattra, le roi le comblera de richesses, il lui donnera sa fille et exemptera sa maison paternelle en Israël. "

  2nd Samuel 2 Samoela Samoela II 2ème Livre de Samuel
...............
2Sm / 2Sam 17.25 And Absalom made Amasa captain of the host instead of Joab: which Amasa was a man' s son, whose name was Ithra an Israelite, that went in to Abigail the daughter of Nahash, sister to Zeruiah Joab' s mother. Ary Amasa no notendren' i Absaloma ho komandin' ny miaramilany ho solon' i Joaba; ary Amasa dia zanak' ilay Isiraelita atao hoe Jitra, ilay nandry tamin' i Abigaila, zanakavavin' i Nahasy sady rahavavin' i Zeroia, renin' i Joaba. Amasà no notendren' i Absaloma ho filohan' ny tafika solon' i Joaba. Amasà dia zanaky ny lehilahy anankiray atao hoe Jethrà, Ismaelita, izay nandeha tamin' i Abigaïla, zanakavavin' i Naasa, rahavavin' i Sarvia, renin' i Joaba. Absalom avait mis Amasa à la tête de l' armée à la place de Joab. Or Amasa était le fils d' un homme qui s' appelait Yitra l' Ismaélite et qui s'était uni à Abigayil, fille de Jessé et soeur de Çeruya, la mère de Joab.

  2nd Book of Kings 2 Mpanjaka Mpanjaka II 2ème Livre des Rois
...............
2Mp 10.32 In those days the Lord began to cut Israel short: and Hazael smote them in all the coasts of Israel; Tamin' izany andro izany no niantombohan' ny nanakelezan' i Jehovah ny Isiraely; fa Hazaela namely azy tamin' ny sisin-tanin' ny Isiraely rehetra Tamin' izany andro izany no niantombohan' ny nanabangan' ny Tompo ny tanin' Israely. Noresen' i Hazaela hatraiza hatraiza ny Israelita tamin' ny sisin-tanin' Israely; En ce temps-là, Yahvé commença à tailler dans Israël et Hazaèl battit les Israélites dans tout le territoire

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 9.2 Now the first inhabitants that dwelt in their possessions in their cities were, the Israelites, the priests, Levites, and the Nethinims. Ary ny mponina taloha tamin' ny taniny sy ny tanànany avy dia ny Isiraely sy ny mpisorona sy ny Levita ary ny Netinima. Ny mponina voalohany, nonina tamin' ny taniny, tamin' ny tanànany, dia ny Israelita, ny mpisorona, ny levita, ary ny Natineana. Les premiers à habiter dans leurs villes et leur patrimoine furent les Israélites, les prêtres, les lévites et les " donnés ";

  Book of Ezra Ezra Esdrasa Livre d'Esdras
Ezr / Esd 10.1 Now when Ezra had prayed, and when he had confessed, weeping and casting himself down before the house of God, there assembled unto him out of Israel a very great congregation of men and women and children: for the people wept very sore. Ary raha mbola nivavaka sy nitsotra Ezra sady nitomany sy niankohoka teo anoloan' ny tranon' Andriamanitra, dia nivory teo aminy ny olona maro be avy tamin' ny Isiraely, na lehilahy, na vehivavy mbamin' ny ankizy madinika; fa nitomany mafy dia mafy koa ny olona. Raha mbola nitomany sy niankohoka teo anoloan' ny tranon' Andriamanitra Esdrasa nanao izany fivavahana amam-pieken-keloka izany, dia nisy vahoaka Israelita maro be, lehilahy sy zaza amam-behivavy nivory teo aminy; fa samy nirotsaka be ihany ny ranomason' ny vahoaka. Comme Esdras, pleurant et prosterné devant le Temple de Dieu, faisait cette prière et cette confession, une immense assemblée d' Israël, hommes, femmes et enfants, s'était réunie autour de lui, et le peuple pleurait abondamment.

      Jodita Livre de Judith
...............
Jdt 5.12 Nandositra ny Israelita, ary nosokafan' Andriamanitra teo anoloan' izy ireo ny ranomasina, ka tonga toy ny rindrina teo an-daniny roa ny rano, dia azony novakina nandia tany maina ny fanambanin' ny ranomasina. Ils crièrent vers leur Dieu, qui frappa la terre d' Egypte tout entière de plaies sans remède. Les Egyptiens les chassèrent alors loin d' eux.
...............
Jdt 5.14 Nony tafavoaka ny ranomasina Mena ny Israelita dia nitoetra tao an' efitry ny tendrombohitra Sinai, izay tsy azon' olombelona nonenana na azon-janak' olombelona niorenam-ponenana na dia iray aza. et les conduisit par le chemin du Sinaï et de Cadès-Barné. Après avoir repoussé tous les habitants du désert,
...............
Jdt 6.13 ny nitadiavan' ireo fehin' i Holoferina hamono azy noho izay nolazainy, ary ny nandidian' i Holoferina efa nentin' ny hatezerana, ny hanolorana azy ho eo an-tanan' ny Israelita, noho izany ihany, fa rahefa resiny ny zanak' Israely dia hovonoiny Akiora amin' ny fampijaliana maro loha, noho izy nilaza fa ny Andriamanitry ny lanitra no mpiaro azy ireo. Aussi purent-ils tout juste se glisser au bas des pentes, ligoter Achior et le laisser étendu au pied de la montagne avant de s' en retourner vers leur maître.

      Makabeo I 1er Livre des Maccabées
...............
1M 1.26 Ka fisaonana lehibe no teo amin' ny Israelita, tamin' izay fitoerana rehetra nonenany. Chefs et anciens gémirent, jeunes filles et jeunes gens dépérirent, et la beauté des femmes s' altéra.
...............
1M 1.32 Kanjo nony inona dia nodainany tampoka ny tanàna ka nasiany tamin' ny loza mafy, ary nahafatesany betsaka ny Israelita. Ses gens réduisirent en captivité les femmes et les enfants et s' approprièrent le bétail.
...............
1M 1.45 Nanaiky hanaraka ny fombam-pivavahany koa ny Israelita ankamaroany; ka nanao sorona tamin' ny sampy sy nandoto ny sabata. de bannir du sanctuaire holocaustes, sacrifice et libation, de profaner sabbats et fêtes,
...............
1M 1.56 ka hany herin' ny Israelita tsy nivadika, dia nandositra eny amin' ny fitoerana takona sy amin' izao karazam-pierena rehetra izao. Quant aux livres de la Loi, ceux qu' on trouvait étaient jetés au feu après avoir été lacérés.
...............
1M 1.61 Toy izany no tsy nitondrany roa an' Israely, ka indray andro isam-bolana, dia novonoiny eny amin' ny tanàna ny Israelita izay trany nandika izany. avec leurs nourrissons pendus à leur cou, exécutant aussi leurs proches et ceux qui avaient opéré la circoncision.
...............
1M 1.65 Maro anefa ny Israelita no nanohitra tamin-kerim-po sy nanao fikasana mafy tsy hihinana na inona na inona amin' izay maloto. Naleony maty toy izay handoto tena amin' ny hanina,
...............
1M 2.16 Israelita maro be no nomba azy ireo; ary Matatiasa sy ireo zanany dia nivory ihany koa. Beaucoup d' Israélites vinrent à eux, mais Mattathias et ses fils se tinrent ensemble à part
...............
1M 5.9 Nitambatra ireo firenena any Galaada hamely ny Israelita monina eo amin' ny faritaniny, handringanany azy, fa lasa nialoka tao amin' ny mandan' i Datemana kosa ireo. Les nations en Galaad se coalisèrent contre les Israélites qui habitaient sur leur territoire afin de les exterminer, et ceux-ci se réfugièrent dans la forteresse de Dathéma.
...............
1M 5.45 Nangonin' i Jodasa tamin' izay ny Israelita rehetra tany Galaada, hatramin' ny kely indrindra, ka hatramin' ny lehibe indrindra, mbamin' ny vady aman-janany sy ny ananany, izay zavon-tany, hoentiny ho any amin' ny tanin' i Jodà. Judas rassembla tous les Israélites qui étaient en Galaaditide, depuis le plus petit jusqu' au plus grand, avec leurs femmes, leurs enfants et leurs bagages, une troupe immense en route vers le pays de Juda.
...............
1M 6.21 Afa-nandositra anefa ny sasany tamin' izay nafahirano, sady nisy Israelita maromaro mankahala ny fivavahana koa, nikambana tamin' izy ireo. Mais des assiégés rompirent le blocus, et avec eux des Israélites impies,
...............
1M 6.53 Nefa tsy nisy hanina tao amin' ny magazay, satria taona fahafito ny tamin' izay, ary ny sisa napetraka hotahirizina, lanin' ny Israelita izay nandositra tany Jodea, teo anoloan' ny firenena. Mais il n' y avait pas de vivres dans les dépôts parce que c'était la septième année et que les Israélites ramenés en Judée du milieu des nations avaient consommé les dernières réserves.

  The Gospel according to John Jaona Joany L'Évangile selon Saint Jean
...............
Jao / Jo 1.47 Jesus saw Nathanael coming to him, and saith of him, Behold an Israelite indeed, in whom is no guile! Jesosy nahita an' i Natanaela avy manatona Azy, dia nilaza azy hoe: Indro ny tena Isiraelita tsy misy fitaka. Nony nahita an' i Natanaely tamy nanatona azy Jeso, dia nilaza azy hoe: Io no tena Israelita tokoa, izay tsy misy fitaka. Jésus vit Nathanaèl venir vers lui et il dit de lui : " Voici vraiment un Israélite sans détour. "

  The Acts of the Apostles Asa Asa Les Actes des Apôtres
...............
Asa 2.22 Ye men of Israel, hear these words; Jesus of Nazareth, a man approved of God among you by miracles and wonders and signs, which God did by him in the midst of you, as ye yourselves also know: Ry lehilahy Isiraely, mihainoa izao teny izao: Jesosy avy any Nazareta, lehilahy nasehon' Andriamanitra teo aminareo tamin' ny asa lehibe sy ny fahagagana ary ny famantarana izay nampanaovin' Andriamanitra Azy teo aminareo, tahaka ny fantatrareo ihany, Ry lehilahy Israelita, henoy izao teny izao: Jeso avy any Nazareta, Lehilahy nankatoavin' Andriamanitra teo imasonareo tamin' ny asa lehibe sy ny fahagagana ary ny famantarana nampanaoviny azy teo aminareo, araka ny fantatry ny tenanareo, " Hommes d' Israël, écoutez ces paroles. Jésus le Nazaréen, cet homme que Dieu a accrédité auprès de vous par les miracles, prodiges et signes qu' il a opérés par lui au milieu de vous, ainsi que vous le savez vous-mêmes,
...............
Asa 3.12 And when Peter saw it, he answered unto the people, Ye men of Israel, why marvel ye at this? or why look ye so earnestly on us, as though by our own power or holiness we had made this man to walk? Ary Petera, nony nahita, dia namaly ny vahoaka hoe: Ry lehilahy Isiraely, nahoana no talanjona amin' izany ianareo? Ary nahoana no mandinika anay ianareo, toa herinay na fahamasinanay no nanaovanay azy ho afa-mandeha? Nony nahita izany Piera, dia niteny tamin' ny vahoaka hoe: Ry Israelita, nahoana no gaga amin' izany hianareo, ary nahoana no mibanjina anay? Angaha ataonareo fa ny herinay sy ny fahamasinanay no mampamindra azy io? A cette vue, Pierre s' adressa au peuple : " Hommes d' Israël, pourquoi vous étonner de cela ? Qu' avez-vous à nous regarder, comme si c'était par notre propre puissance ou grâce à notre piété que nous avons fait marcher cet homme ?
...............
Asa 13.16 Then Paul stood up, and beckoning with his hand said, Men of Israel, and ye that fear God, give audience. Ary Paoly nitsangana, dia nanofa tanana azy ka nanao hoe: Ry lehilahy Isiraely sy ianareo izay matahotra an' Andriamanitra, mihainoa; Dia nitsangana Paoly, nanofa tànana azy hangina, ka nanao hoe: Mihainoa, ry Israelita, sy hianareo izay matahotra an' Andriamanitra. Paul alors se leva, fit signe de la main et dit : " Hommes d' Israël, et vous qui craignez Dieu, écoutez.
...............
Asa 21.28 Crying out, Men of Israel, help: This is the man, that teacheth all men every where against the people, and the law, and this place: and further brought Greeks also into the temple, and hath polluted this holy place. ka dia niantso hoe: Avia, ry lehilahy Isiraely, fa io no lehilahy mampianatra ny olona rehetra ombieniombieny manohitra ny olona Isiraely sy ny lalàna sy ity fitoerana ity, sady nampiditra jentilisa teo an-kianjan' ny tempoly izy ka nandoto ity fitoerana masina. Vonjeo, ry lehilahy Israelita! fa ity eto ilay lehilahy mampianatra ny olona rehetra hatraiza hatraiza hanohitra ny firenentsika sy ny Lalàna ary ity fitoerana ity; hatramin' ny jentily avy aza no nampidiriny teto an-tempoly, nametaveta ity fitoerana masina ity. en criant : " Hommes d' Israël, au secours ! Le voici, l' individu qui prêche à tous et partout contre notre peuple, contre la Loi et contre ce Lieu ! Et voilà encore qu' il a introduit des Grecs dans le Temple et profané ce saint Lieu. "

  Letter to the Romans Romanina Romana Épître de Saint Paul aux Romains
...............
Rom / Rm 9.4 Who are Israelites; to whom pertaineth the adoption, and the glory, and the covenants, and the giving of the law, and the service of God, and the promises; izay Isiraelita sady manana ny fananganan' anaka sy ny voninahitra sy ny fanekena sy ny fanomezana ny lalàna sy ny fombam-pivavahana ary ny teny fikasana; dia ireo Isrealita, izay manana ny fananganan-janaka, sy ny voninahitra, sy ny fanekena, sy ny Lalàna, sy ny fombam-pivavahana, ary ny fampanantenana; eux qui sont Israélites, à qui appartiennent l' adoption filiale, la gloire, les alliances, la législation, le culte, les promesses
Rom / Rm 11.1 I say then, Hath God cast away his people? God forbid. For I also am an Israelite, of the seed of Abraham, of the tribe of Benjamin. Dia hoy izaho: Sao narian' Andriamanitra anie ny olony? Sanatria izany! fa izaho koa mba Isiraelita' taranak' i Abrahama ihany, avy amin' ny firenen' i Benjamina. Koa hoy izaho: Moa dia narian' Andriamanitra va ny olony? Sanatria izany! Fa izaho koa dia Israelita, taranak' i Abrahama, sy fokon' i Benjamina, Je demande donc : Dieu aurait-il rejeté son peuple ? Certes non ! Ne suis-je pas moi-même Israélite, de la race d' Abraham, de la tribu de Benjamin ?

  2nd Letter to the Corinthians 2 Korintianina Korintiana II 2ème Épître de Saint Paul aux Corinthiens
...............
2Kr / 2Kor 11.22 Are they Hebrews? so am I. Are they Israelites? so am I. Are they the seed of Abraham? so am I. Hebreo va izy? Izaho koa. Isiraelita va izy? Izaho koa. Taranak' i Abrahama va izy? Izaho koa. Hebrio va izy ireo? izaho koa; Israelita va izy? izaho koa; taranak' i Abrahama va izy? izaho koa; Ils sont Hébreux ? Moi aussi. Ils sont Israélites ? Moi aussi. Ils sont postérité d' Abraham ? Moi aussi.