Entrée | potraka | |||||||||||||||
Partie du discours | participe | |||||||||||||||
Explications en malgache | Lavo: Nisolafaka izy ka potraka Hevitra ohatra: Ny ketraka mora mivarina / Miroraka tonga kanosa; / Ny potraka nefa tafarina / Ireny ha olona kosa (Ny Avana) Nianjera: Potraka avy teny an-davarangana ilay zaza Miongana, mihem-boninahitra, nesorina amin' ny raharahany: Fatra-panao ny tsy rariny ny anao ka potraka [1.1] | |||||||||||||||
Explications en anglais | Fallen, fallen away [1.7] | |||||||||||||||
Explications en français | Tombé, déchu [1.8] | |||||||||||||||
Exemples |
| |||||||||||||||
Morphologie |
| |||||||||||||||
Dérivés |
| |||||||||||||||
Mots composés |
| |||||||||||||||
Anagrammes | kapotra, potraka |
Mis à jour le 2023/10/07 |