|
|
|
|

Index

Proverbes : mikotrika

Proverbe 1Akoho mikotri-borombazaha: kohokohoina, fisa-bava; havela, toa zanaky ny tena. [2.653 #48]
Akoho mikotri-borona : kohokohoina, tsy any ny tena ; avela ihany, zaza nanasatra. [2.653]
Akoho mikotri-borona : kohokohoina, toy an' ny tena ; avela ihany, zaza nanasatra. [2.415 #955]
Akoho mikotri-borona : kohokohoina, tsy an' ny tena, avela kosa zaza nanasatra. [2.558]
Traduction françaisePoule qui a couvé des canards : elle les appelle, ils ne sont pas à elle ; elle les abandonne, ce sont des petits pour qui elle s' est fatiguée. [2.415 #955]
Interprétation françaiseBoutade dite par ceux qui reprennent les enfants des autres et ne sont pas écoutés. [2.415 #955]

Proverbe 2Akoho mikotri-borona : miongo-bolo amin' izay tsy ho namana. [2.558]
Akoho mikotrika atodim-borona : miongo-bolo amy ny tsy ho any ny tena. [2.653 #46]
Akoho mikotrika atodim-borona : miongo-bolo amin’ ny tsy ho an’ ny tena. [2.974 #300]
Akoho nikotrika atodim-borona, ka miongo-bolo amin' ny tsy ho an' ny tena. [2.165 #1683]
Traduction françaisePoule qui couve des œufs de cane : elle se déplume pour ce dont elle ne jouira pas. [2.974 #300]
Une poule ayant couvé des œufs de canard: elle s' est arraché les plumes pour ce qui n' est pas à elle. [2.165]

Proverbe 3Akoho mikotrika atodi-mamba, ka hamelon-doza ho an-tena. [2.415 #898]
Akoho mikotrika atodi-mamba, ka namelon-doza ho an' ny tena. [2.415 #808]
Akoho mikotrika atodi-mamba : mamelona ny mbola handrapaka. [2.558]
Akoho mikotrika atodi-mamba : namelon-doza ho an’ ny tena. [2.974 #302]
Akoho nikotrika atodi-mamba : namelon-doza ho any ny tena. [2.653 #50]
Aza mila loza toy ny akoho mikotrika atodi-mamba. [2.558]
Mila loza toa akoho mikotrika atodim-biby, ka mamelona antambo ho an' ny tena. [2.415 #6310]
Traduction françaiseChercher malheur comme une poule qui couve des oeufs de caïman : elle se prépare une calamité. [2.415]
Poule qui couve des œufs de caïman : elle met tous ses soins à se préparer un malheur. [2.974 #302]
Interprétation françaiseS' exposer au danger et courir à sa perte. [2.415 #6310]

Proverbe 4Aza manamavo tena ohatra ny akoho mikotrika ambany farafara. [2.558 #484]
Aza manamavo tena toy ny akoho mikotrika ambany farafara. [2.415 #2992, 2.653 #409]
Traduction françaiseNe vous abaissez pas vous-même en vous dégradant, comme la poule qui va couver sous le lit. [2.415 #2992]

Proverbe 5Hoy ny akoho mikotrika: Nokobaniny tany am-poto-tsofiny lahy ny atodiko; nefa ny mikiakiaka mbola ho zaza, ary ny mikobana efa lamokany. [2.165 #2304]

Proverbe 6Vantotr' akoho manatody : ela niribaribana ka hikotrika ; kanjo tsy hikotrika indray, fa hanjahana. [2.415 #5942, 2.653 #3609, 2.558]
Traduction françaiseJeune poule qui pond : elle a eu longtemps, la démarche traînante, aussi croit-on qu' elle va couver ; mais hélas ! elle ne couve pas, elle refuse de couver. [2.415 #5942]
Interprétation françaiseSe disait des espérances déçues. [2.415 #5942]

Index