Entrée | 1 mamelona |
Radical | 2 velona |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mahatongaho velona; manome aina: Ny fanahy no mamelona ny vatana Miahy, mikarakara: Io Rangahy io no namelona anao fony kely Mampaneno, mively: Iza no namelona ny lakolosy tao? Mahatonga hirehitra, mampirehitra, mahatonga ho voasoritra tsara: Mamelon-jiro antoandro ry zareo ao avaratra / Izaho no vao namelona io soratra io fa efa saiky tsy hay novakina izy io tao. [1.1] 5 manome sakafo [1.13] |
Explications en anglais |
6 to animate; to supply with the necessities of life, to support [1.7] |
Explications en français |
7 animer [1.3, 1.8, 1.5] 8 nourrir [1.3, 1.13, 1.5] 9 entretenir [1.3, 1.8, 1.13] 10 ranimer; faire vivre [1.3, 1.8] 11 donner la vie [1.3, 1.13] 12 vivifier, remettre en vigueur [1.3] 13 allumer, mettre en marche [1.5] 14 sonner [1.3, 1.5] |
Exemples |
15 ny fanahy ihany no mamelona ny vatana (c’est l’âme qui anime le corps)
[1.3]
16 Andriamanitra no mamelona ny olona rehetra (c’est de Dieu que dépend la vie des hommes, c’est Dieu qui nourrit les hommes) [1.3] 17 ny hafanan’ ny masoandro no mamelona ny zava-maniry (la chaleur du soleil vivifie les plantes) [1.3] 18 Idada no saina sy rivotra mamelona antsika! [2.499] 19 Mandritra izany fotoana rehetra izany, izy koa no mitarika sy mamelona ny resaka. [2.4] |
Morphologie |
|
Tous les mots composés |
|
Proverbes | 31 Proverbes contenant le mot mamelona |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |